1 ARY taorian'izany ny mpitondra ka計oakan'ny mpanjakan'i Egypta sy ny mpanao mofony dia diso tamin'ny mpanjakan'i Egypta tompony. 2 Ary tezitra indrin苓ra tamin'ireo tandapany roa lahy ireo Farao, dia tamin'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lehiben'ny mpanao mofo. 3 Dia natao要y tao an-trano-maizina izy roa lahy, tao an-負ranon'ny mpifehy ny mpiambina, tao anatin'ny trano-maizina izay nifatoran'i Josefa. 4 Ary Josefa notendren'ny mpifehy ny mpia衫bina ho eo amin'izy roa lahy, dia nanompo ireo izy; ary nitoetra andro maromaro tao amin'ny trano-maizina izy roa lahy. 5 Ary nanonofy izy roa lahy indray alina, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon'ny mpanjakan'i Egypta, izay nifato負ra tao amin'ny trano-maizina, ka samy nanana ny nofiny araka ny hevitry ny nofiny avy. 6 Ary Josefa nankao aminy nony maraina ny andro ka nahita azy, fa, indreo, nalahelo tarehy izy. 7 Dia nanontanian'i Josefa ny tandapan'i Farao izay niara-nifatotra taminy tao an-tranon'ny tompony, ka hoy izy: Nahoana no malahelo tarehy izato hianareo ankehitriny? 8 Ary hoy izy roa lahy taminy: Nano要ofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny. Dia hoy Josefa taminy: Tsy avy amin'Andriamanitra va ny filazana ny hevitry ny nofy? Masina hianareo, lazao amiko izany. 9 Dia nambaran'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka tamin'i Josefa ny nofiny, ka hoy izy taminy: Nofiko fa indro, hono, nisy tahom-苑oaloboka teo anatrehako; 10 ary ilay tahom-boaloboka nisampana telo, ka nony nitsimoka izy, dia niposaka ny voniny, ary ny sampahony nahavanona voaloboka masaka. 11 Ary teny an-t跣ako ny kapoakan'i Farao; dia nalaiko ny voaloboka ka nofiazako ho ao amin'ny kapoakan'i Farao, dia natolotro teo an-t跣an'i Farao ny Kapoaka. 12 Ary hoy Josefa taminy: Izao no heviny: Ny sampany telo dia hateloana. 13 Ato ana負in'ny hateloana dia hasandratr'i Farao hia要ao ka hampodiny ho ao amin'ilay nipetrahanao; dia hanolotra ny kapoakan'i Farao ho eo an-tanany hianao tahaka ilay fanao fahiny, fony hianao mpitondra kapoakany. 14 Fa mba tsarovy aho, rehefa mahita soa hianao, ka trarantitra hianao, iantrao aho, dia lazao amin'i Farao aho, ka avoahy amin'ity trano ity; 15 fa nangalarina mihitsy avy tany amin'ny tanin'ny Hebreo aho, ary aty koa tsy mba nanao izay tokony ho nanaovany ahy eto amin'ity lavaka ity aho,. 16 Ary rehefa hitan'ny lehiben'ny mpanao mofo fa tsara ny filazana ny hevitry ny nofy, dia hoy izy tamin'i J osefa: Izaho koa nanonofy, ka, indro, niloloha karaba telo feno mofo fotsy aho; 17 ary teo anatin'ny karaba ambo要y indrindra dia nisy ny fihinan'i Farao samy hafa karazana rehetra fanaon'ny mpanao mofo; ary nohanin'ny vorona teo anatin'ny karaba izay nololohaviko izany. 18 Dia namaly Josefa ka nanao hoe: Izao kosa no heviny. Ny karaba telo dia hateloana. 19 Ato anatin'ny hateloana dia hasandratr'i Farao ho afaka aminao ny lohanao, (ka hahantony amin'ny hazo hianao) dia hohanin'ny vorona ny nofonao. 20 Ary tamin'ny andro fahatelo, izay nihe訃enan'ny taona nahaterahan'i Farao, dia nanao fanasana ho an'ny mpanompony rehetra izy; dia nasandrany ny lohan'ny lehiben'ny mpitondra kapoaka sy ny lohan'ny lehiben'ny mpanao mofo teo amin'ny mpanompony. 21 Ary ny lehiben'ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin'ny fito要drany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-t跣an'i Farao izy; 22 fa ny lehiben'ny mpanao mofo kosa dia nahanto要y, araka izay efa nolazain'i Josefa tamin'izy roa lahy avy. 23 Kanjo tsy mba nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben'ny mpitondra kapoa虺a, fa nanadino azy.