1 Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr段 Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak段 Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, Ary ny sezany nataony teo alohan地y an地y mpanapaka rehetra izay teo aminy. 2 Ary ny mpanompon地y mpanjaka rehetra izay teo am-bavahadin地y mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehan段 Hamana; fa izany no didin地y mpanjaka. Fa Mordekay kosa tsy mba nety nandohalika na niankohoka. 3 Dia hoy ny mpanompon地y mpanjaka izay teo am-bavahadin地y mpanjaka tamin地y mpanjaka tamin段 Mordekay: Nahoana hianao no mandika ny didin地y mpanjaka ? 4 Nefa na dia niteny taminy isan-andro aza ireo, dia tsy mba nihaino azy izy, ka nolazain段reo tamin段 Hamana, mba hizahana na haharitra amin地y teniny ihany Mordekay, na tsia; fa efa nilaza tamin段reo izy fa Jiosy. 5 Ary rehefa hitan段 Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy. 6 Ary nataon段 Hamana ho zavatra kely loatra ny haninji-t瀟ana hamely an段 Mordekay irery ihany (fa efa nambara azy ny firenen段 Mordekay), ka dia nitady handringana ny Jiosy rehetra eran地y fanjakan段 Ahasoerosy koa izy, dia ny firenen段 Mordekay. 7 Tamin地y volana voalohany (volana Nisana izany) tamin地y taona faharoa ambin地y folo nanjakan段 Ahasoerosy mpanjaka, dia nisy nanao pora (filokana izany ) teo anatrehan段 Hamana ny amin地y isan-andro isan-andro sy ny isam-bolana isam-bolana hatramin地y volana faharoa ambin地y folo (volana Adara izany). 8 Ary hoy Hamana tamin段 Ahasoerosy mpanjaka: Misy firenena iray efa miely sy mihahaka eny amin地y firenena samy hafa isan-tokony eran地y fanjakanao; Ary hafa lal瀟a noho ny firenena rehetra ireny sady tsy mba mankato ny lal瀟地y mpanjaka, Ary tsy mendrika amin地y mpanjaka ny hamela azy ho eny; 9 koa raha sitraky ny mpanjaka, aoka hosoratana mba haringana ireny, dia handoa talenta volafotsy iray alina ho eo an-t瀟an地y mpanao raharaha aho ho entina ao ao an-trano firaketan地y mpanjaka. 10 Dia nesorin地y mpanjaka tamin地y t瀟any ny peratra fanombohany ka nomeny an段 Hamana, zanak段 Hamana, zanak段 Hamedota Agagita, fahavalon地y Jiosy. 11 Ary hoy ny mpanjaka tamin段 Hamana: Homena anao ihany ny volafotsy sy ny olona koa hanaovanao azy araka izay sitrakao. 12 Dia nantsoina ny mpanoratry ny mpanjaka tamin地y andro fahatelo ambin地y folo tamin地y volana voalohany, ka nosoratana izany araka izay rehetra nandidian段 Hamana ho an地y solo-mpanjaka sy ny governora tamin地y isan-tokony araka ny sorany avy, Ary ho amin地y isam-pirenena araka ny fiteniny avy; dia tamin地y anaran段 Ahasoerosy mpanjaka no nanoratany azy ka notombohiny tamin地y peratra fanombohan地y mpanjaka. 13 Ary ny taratasy dia nampitondrainy ny tsimandoa ho any amin地y isan-tokony amin地y fanjakan地y mpanjaka mba hampandringana sy hampamono Ary hampandripaka ny Jiosy rehetra, na tanora na antitra, hatramin地y zaza amim-behivavy aza, amin地y indray andro monja, dia tamin地y andro fahatelo ambin地y folo tamin地y volana faharoa ambin地y folo (volana Adara izany), Ary handroba ny fananany. 14 Ny kopen地y teny izay natao didy ho amin地y isan-tokony amin地y fanjakana dia nisokatra mba ho hitan地y olona rehetra hampiomana azy ho amin段zany andro izany. 15 Dia nivoaka ny tsimandoa, ka nododonan地y tenin地y mpanjaka; Ary nantsoina tany Sosana renivohitra koa ny lal瀟a. Ary ny mpanjaka sy Hamana nipetraka hisotro, fa ny tao an-tan瀟a Sosana kosa dia very hevitra