1 Ary tamin地y andro fahatelo ambin地y folo tamin地y volana faharoa ambin地y folo(volana Adara izany), rehefa akaiky ny andro hanatanterahana ny tenin地y mpanjaka sy ny didiny, dia ny andro izay efa nantenain地y fahavalon地y Jiosy haharesena azy indrindra (kanjo navadika izany, ka ny Jiosy kosa no naharesy izay nankahala azy), 2 dia nivory tany an-tan瀟any avy ny Jiosy, tany amin地y isan-tokony eran地y fanjakan段 Ahasoerosy mpanjaka, mba hamely izay nitady hanisy ratsy azy; Ary tsy nisy olona nahajanona teo anoloany, fa efa nahazo ny olona rehetra ny fahatahorana azy. 3 Ary ny mpanapaka rehetra isan-tokony tamin地y fanjakana sy ny solo-mpanjakana sy ny governora mbamin地y mapanao raharahan地y mpanjaka dia nanampy ny Jiosy, satria azon地y fahatahorana an段 Mordekay izy. 4 Fa Mordekay dia lehibe tao an-tranon地y mpanjaka, Ary ny lazany niely tany amin地y isan-tokony eran地y fanjakana; fa nitombo sy nisandratra ihany io lehilahy Mordekay io. 5 Ary nasian地y Jiosy ny fahavalon地y rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny Ary naringany, fa nahazo nanao araka izay sitraky ny fony tamin段zay nankahala azy izy. 6 Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy; 7 Ary Parsandata sy Dalfona sy Aspata 8 sy Porata sy Adalia sy Aridata 9 sy Parmasta sy Ariasay sy Ariday Ary Vaizata, 10 izy folo lahy, zanak段 Hamana, zanak段 Hamedota, fahavalon地y Jiosy, dia novonoiny koa; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. 11 Androtrizay ihany dia nambara tamin地y mpanjaka ny isan地y voavono tany Sosana renivohitra. 12 Ary hoy ny mpanjaka tamin段 Estera, vadin地y mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin段zy folo lahy, zanak段 Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin地y isan-tokony eran地y fanjakan地y mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao ? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao ? fa homena izany. 13 Dia hoy Estera: Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka ny Jiosy izay eto Sosana havela hanao toy ny natao andro-any ihany koa rahampitso, Ary koa hahantona amin地y hazo koa izy folo lahy, zanak段 Hamana. 14 Dia nasain地y mpanjaka natao izany; Ary natsoina tany Sosana ny teny, ka dia nahantona izy folo lahy, zanak段 Hamana. 15 Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin地y andro fahefatra ambin地y folo tamin地y volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. 16 Ary ny Jiosy sasany isan-tokony tamin地y fanjakan地y mpanjaka dia nivory hiaro ny ainy, ka afaka tamin地y fahavalony izy, Ary dimy arivo amby fito alina no matiny (kanefa ny fananany tsy mba norobainy). 17 tamin地y andro fahatelo ambin地y folo tamin地y volana Adara; Ary nitsahatra izy tamin地y andro fahefatra ambin地y folo, ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany. 18 Fa ny Jiosy izay tany Sosana kos nivory tamin地y andro fahatelo ambin地y folo tamin段o ihany sy tamin地y andro fahefatra ambin地y folo koa; Ary nitsahatra tamin地y andro fahadimy ambin地y folo izy, ka dia io no nataony andro fanasana sy firavoravoana. 19 Koa noho izany ny Jiosy tany ambanivohitra, izay nitoetra tamin地y vohitra madinika, dia nanao ny andro fahefatra ambin地y folo amin地y volana Adara ho firavoravoana sy fanasana sy andro mahafaly Ary fifanateran-javatra. Ny nanendrena ny andro firavoravoana Porima, sy fahalehibiazan段 Mordekay. 20 Ary Mordekay nanoratra ny amin段zany zavatra izany sady nampitondra taratasy ho any amin地y Jiosy rehetra izay tany amin地y isan-tokony eran地y fanjakan段 Ahasoerosy mpanjaka, na ny akaiky na ny lavitra, 21 mba hampitandrina azy ny andro fahefatra ambin地y folo sy ny fahadimy ambin地y folo amin地y volana Adara isan-taona, 22 dia araka ny andro nahafahan地y Jiosy tamin地y fahavalony, sy ny volana izay nampodiana ny alahelony ho fifaliana Ary ny fitomaniany ho andro mahafaly, mba hatao ho andro fanasana sy fifaliana sy fifanateran-javatra Ary fanomezan-javatra ho an地y mahantra izany. 23 Ary ny Jiosy nanaiky hanao araka izay vao nataony, dia araka izay efa nosoratan段 Mordekay taminy, 24 satria Hamana, zanak段 Hamedota Agagita, fahavalon地y Jiosy rehetra, efa nihevitra handringana ny Jiosy ka efa nanao pora (filokana izany) handreseny sy handringanany azy; 25 fa raha nankeo anatrehan地y mpanjaka izany, dia nampanoratra taratasy handidy mba hatsingerina ho eo amin地y lohany ihany ny hevi-dratsy nokasain段 Hamana hatao amin地y Jiosy, Ary mba hahantona amin地y hazo izy sy ny zananilahy. 26 Izany no nanaovana ireo andro ireo hoe Porima, dia araka ny anarana hoe Pora. Ary araka ny teny rehetra tamin段zany taratasy izany sy izay hitany ny amin段zany zavatra efa nanjo azy izany. 27 dia nanao lal瀟a tsy azo ovana ny Jiosy ka nanaiky izy sy ny taranany Ary izay rehetra miray aminy dia hitandrina izany andro roa izany araka ny voasoratra sy araka ny fotoany isan-taona; 28 Ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin地y taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran地y fanjakana rehetra sy amin地y isan-tan瀟a; Ary mba tsy ho tapaka amin地y Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin地y taranany. 29 Ary Estera, vadin地y mpanjaka, sady zanakavavin段 Abihaila sy Mordekay Jiosy, dia nanoratra tamin地y fahefana rehetra hanamafy izany taratasy faharoa milaza ny Porima izany. 30 Ary nampitondra taratasy ho any amin地y Jiosy rehetra izy, dia ho any amin地y toko fito amby roa-polo amby zato amin地y fanjakan段 Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana, 31 mba hampitandrina azy ireo andro Porima ireo amin地y fotoany, araka izay nandidian段 Mordekay Jiosy sy Estera, vadin地y mpanjaka, azy sy araka izay efa nekeny ho an地y tenany sy ny taranany koa ny amin地y fifadian-kanina sy ny fitarainany. 32 Ary ny tenin段 Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; Ary voasoratra tao amin地y boky izany.