1 Ary Ahasoerosy mpanjaka nampandoa hetra ny tany sy ny nosin-dranomasina. 2 Ary izay rehetra nataony araka ny fahefany sy ny heriny mbamin地y filazana ny fahalehibiazan段 Mordekay, araka izay nanadratan地y mpanjaka azy, tsy efa voasoratra ao amin地y bokin地y tantaran地y mpanjakan段 Media sy Persia va izany ? 3 Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an段 Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin地y Jiosy ka nankasitrahan地y rahalahiny maro, satria nitady hahasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin地y olona rehetra iray firazanana aminy.